|
|
|
|

Teny iditra1  afonangatra
Singan-teny  2  afo, angatra
Sokajin-teny  3  anarana
Voambolana  4  Fivavahana, finoana
Fanazavàna teny malagasy  5  Afo voalaza ho avy amin' ny angatra na ny lolo [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  6  feu follet [1.3]
Ohatra  7  afonangatra izany, ka tsy hita izay niandohany [2.48]
Tovy hevitra  8  afondolo, afonanahary, afon' ny matoatoa
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/12/09