Teny iditra 1/2 aforano
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tenan-javatra fantatra koa amin' ny anarany vahiny nogasina hoe "faosifaoro", izay misy ao anatin' ny taolana ary mety mirehitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The sulphuric acid formerly used in match bottles. Phosphoric acid. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Acide phosphorique [1.3]
  [Tankarana] Acide sulfurique. [1.19]
Voambolana 
Singan-teny afo ; rano

Teny iditra 2/2 aforano
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Bezanozano] (cette plante est brûlante ; vésicante, mais pousse dans les lieux très humides ; d'où le nom "feu de l'eau"). Ranunculus pinnatus Poiret (Ranunculaceae) Nom actuel Ranunculus multifidus Forssk. (Ranunculaceae) [1.196]
Anarana siantifika Ranunculus multifidus, Ranunculus pinnatus
Voambolana 
Singan-teny afo ; rano

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/02