Teny iditra afovoany (a-, fo, voa, -ny)
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy In the midst of, in the centre of, in the middle of, amidst [1.2]
 In the middle [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Au milieu, au centre [1.3, 1.8]
 Milieu
afovoany atsimo: centre-sud [1.13]
Ohatra 
1Nisy lalambe namakivaky teo afovoany. [2.356]
2Teo afovoany kosa nisy mpanjaka iray tsy nanaiky. [2.113]
3Ary eo afovoany ny Rova izay nisy ny Lapan'i Manjakazafy. [2.508]
Voambolana 
Sampanteny 
Tovy hevitra ampovoany
Kamban-teny 
Anaran-toerana 
Mpanahaka  anivo

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31