Teny iditra | 1 ampovoany |
Fototeny | 2 any, fo, voa, -ny |
Sokajin-teny | 3 anarana na tambinteny |
Fanazavàna teny anglisy |
4 in the midst of, in the centre of, in the middle of, amidst [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 le milieu, le centre 6 au milieu, au centre [1.3] |
Ohatra |
7 Onisoa ao ampovoany, Vohidahy no renivohitra; [2.508] 8 Nony tonga teo ampovoany, hono, dia nilentika tampoka ny lakana. [2.499] 9 Fa ny any ampovoany, izay maty maty, izay velona velona, fa tsy misy hizaha sy hanome fanafody any. [2.472] |
Voambolana |
10 Toerana |
Tovy hevitra | 11 afovoany |
Mpanahaka | 12 anivo |
Nohavaozina tamin' ny 2022/03/14 |