Teny iditra anivo (any, ivo)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka, Sihanaka, Taimoro] Ampovoany [1.78]
  [Bara] [ añivo ] Ampovoany [1.78]
 Afovoa: Olona eo anivon' ny fandrosoana tahaka azy ve ka tsy hahalala izany?
Any anivo: any afovoan-tany (mifanohitra amin' ny any antsisin-tany, any antsiraka) [1.1]
 Afovoany [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Au centre [1.13]
Ohatra 
1Eto anivo izao ny alina! [1.279]
2Ny faritra anivo na afovoany indray? [2.442]
Voambolana 
Kamban-teny 
Mpanahaka  afovoany

Teny iditra anivo
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] A species of palm [1.2]
Fanazavàna teny frantsay (d'après les forestiers ce nom viendrait de ivo : le milieu, le centre ; parce que ces Palmiers poussent souvent au milieu de clairières. Voir anivona pour la véritable étymologie).
[Bezanozano] Phloga polystachya (Baker) Noronha ex Baill. et Ravenea madagascariensis Becc. (Arecaceae).
[Betsimisaraka] Ravenea robustior Jum. & H. Perrier (Arecaceae). Le nom du genre ravenea est un bon exemple des erreurs qui peuvent être faites en philologie malgache. L'explorateur a montré une feuille et demandé le nom. On lui a repondu ravina qui veut dire en malgache "feuille". Il en a conclu, à tort, qu'il s'agissait du nom de l'arbre. Les anivo fournissent de bons choux palmistes. Leur sève est recueillie pour la production du vin de palme. Ils fournissent aussi des matériaux pour la corderie, la sparterie, la construction des habitations (voir anivona). [1.196]
Anarana siantifika Phloga polystachya, Ravenea madagascariensis, Ravenea robustior
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/19