|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ahandroy
Fototeny  2  handro
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ahandroina
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3#212]
Ohatra  6  ahandroy fa hena, hoy izy [2.643#]
Tovy hevitra  7  andrahoy, handroy
Tsanganana sy sary iray takila  8  Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra

Teny iditra (2/2)9  ahandroy
Fototeny  10  handro
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny famenony ahandroana
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.3#212]
Tsanganana sy sary iray takila  14  Ny matoantenin' ny famenony mandidy rehetra

Fivaditsoratra  15  ahandroy, andarohy, andrahoy, androahy

Nohavaozina tamin' ny 2022/06/29