|
|
|
|

Teny iditra 1  ahandroina
Fototeny  2 handro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 jereo handroina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 qu'on fait cuire ou bouillir [1.3]
Ohatra  10  ahandroina any amin' ny kilasimandry izay trondro azo nony hariva ho fanampin-daoka. [2.356#]
11  Misy roalahy no mpahandro, ka ao anatin' ny hena dia ahandroina ny atiny, ny trafony. [2.606#]
Tsipelina hafa  12 andrahoina, handroina
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  ahandroina, 14 Anahidrano, 15 andrahoina, 16 rahondiana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22