|
|
|
|

Teny iditra 1  ahaotra
Fototeny  2 haotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina mihaotra, na mikiky amin' ny hoho ny faritra mangidihidy amin' ny tena: Kifafa kely no ahaotran' i Nenibe ny lamosiny fa tsy takany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 avec quoi on gratte [1.3]

Fivaditsoratra  ahaotra, 10 aharato, 11 ahoatra, 12 aohatra, 13 raha toa, 14 taoraha

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19