| Teny iditra | 1 ahatsinjovana |
| Fototeny | 2 tsinjo |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
| Haiendriteny |
|
| Ohatra |
7 Endrika tokana ahatsinjovana ny miafina!
[2.5#39]
8 tazan-davitra fotsiny no nahatsinjovako ireo tanàna rehetra nolalovana [2.471#36] |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|