|
|
|
|

Teny iditra 1  ahena
Fototeny  2 hena
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Hakelezina: Ahenao itỳ variko itỳ fa be loatra ~ Nahenany ny karamako ka tsy faly aho
9 Atao vitsivitsy kokoa: Ahenao ny isan' ny sigara laninao amin' ny indray andro [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be lessened, to be diminished. [1.2]
11 to be lessened, to be reduced [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 qu'on diminue, qu'on amoindrit, qu'on rétrécie [1.8]
13 ahena ny mivonto: diminuer l'enflure [1.13]
Ohatra  14  Ary, ianareo, olon' i Fandriana, firy ny olona tianareo ahena isa, ny aminareo? [2.270#]
Mpanahaka  15  ajetsy, 16  ajotso, 17  ampidinina

Fivaditsoratra  ahena, 18 ehana, 19 hanea, 20 heana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19