|
|
|
|

Teny iditra 1  ampidinina
Fototeny  2 idina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny frantsay  8 descendre, raccourcir [1.13]
Ohatra  9  ary vola avy aty antanana no ampidinina hataony fividy hanina; [2.59#188]
10  Hay, hono, tsy mba mandoa fadin-tseranana izay rehetra ampidinina ao. [2.471#43]
Mpanahaka  11  ahena, 12  ajetsy, 13  ajotso

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22