|
|
|
|

Teny iditra 1  ahiahina
Fototeny  2 ahiahy
Sokajin-teny  3  anarana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny anglisy  8 to be suspected, to be distrusted, or regarded with suspicion. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  9 suspect [1.13]
10 qu'on suspecte [1.5]
Ohatra  11  Raha misy trano ahiahina hieren' olona nandika ny Lalàna, na anaovan-javatra raran' ny Lalàna, na misy zavatra nangalarina na very mipetraka ao, dia azon' ny Antily idirana rehefa milaza aloha amy ny tompon-trano izy/ [1.123#]

Fivaditsoratra  ahiahina, 12 ihaihana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19