|
|
|
|

Teny iditra 1  ahintsana
Fototeny  2 hintsana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Araraka na alatsaka amin' ny alalan' ny fanozongozonana: Nahintsan' ny rivotra ny voninkazo
9 Alana amin' ny alalan' ny fanetsiketsehana: Ahintsano ny vovoka amin' ny tongotrao vao miditra ny trano ianao
10 Sivanina: Ahintsana ny fasika
11 (famarana) hozongozonina mba hahalany bebe kokoa: Ahintsano tsara ny sobika mba hahalany vary bebe kokoa [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to be shaken off as fruit from a tree; to fall off as leaves; to fall out as hair [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 qu'on fait tomber en secouant; tomber comme des feuilles mortes; tomber comme des cheveux [1.8]
Ohatra  14  ahintsana ny voan-katsaka rahefa avy eo, ahahy ho maina. [2.472#]
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21