|
|
|
|

Teny iditra1  ahintsano
Fototeny  2  hintsana
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ahintsana
Ohatra  4  ahintsano ny vovoka amin' ny tongotrao vao miditra ny trano ianao [1.1]
Tsanganana sy sary iray takila  5  Ny matoantenin' ny iharana mandidy rehetra

Fivaditsoratra  6  ahintsano, ahontsina, anantsiho, hontsaina

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31