|
|
|
|

Teny iditra1  ahitrombilahy
Singan-teny  2  ahitra, ombilahy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] karazan' ahitra saika fahita hatraiza hatraiza; ny voniny mirantsana toy ny rantsantanana erỳ antendrony, ka mitovitovy amin' ny fandrotrarana izy fa ny maha-hafa azy dia ny tahony mijoro fa tsy misafosafo amin' ny tany
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.196] (de ahitra = herbe, et ombilahy = taureau). Chrysopogon serrulatus Trin. (Poaceae). Bon fourrage, recherché par les animaux. [Betsileo]
6  [Sakalava] Ce nom s'applique aussi à Dactyloctenium aegyptium (L.) Willd. (Poaceae), bonne Graminée fourragère. Ses grains étaient récoltés en cas de disette, comme céréale de secours.
Voambolana  7  Haizavamaniry: ahitra
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02