|
|
|
|

Teny iditra1  ahoana
Sokajin-teny  2  tambinteny
Sampanteny 
3  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  4  Teny enti-mamaly raha misy miantso: Koto a! Ahoana, ry dada?
5  Enti-manontany teny nolazain' olona: Ahoana no navaliny anao? Ahoana, hoy izy, taminao?
6  Enti-manontany fomba fanaovan-javatra: Ahoana no fiarahabanareo atỳ?
7  Enti-mamototra anton-javatra: Ahoana no aniratsiranao olon-dehibe ohatra andrainao?
8  Enti-manontany ny fomba hoentin-mitondra olona, raharaha na zavatra: Hatao ahoana izao itỳ zaza marary itỳ? [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9  how? What? Used in answering a call. Why? What is the cause of it? It is also an exclamation, as ahoana ary! Well then! It admits of the suffix pronouns and tenses: Ny faty aza ahoako (I care not for, or I trouble not myself about death; death has no fear for me!) ~ Ahoanao izany? (What is that to you?) [1.2]
10  why? how? [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11  Ce dont on fait cas: Ahoana izany e ! (Ne faites pas cas de cela) ~ Tsy nahoany akory izay nolazaiko taminy (Il n’a fait aucun cas de ce que je lui ai dit) ~ Tsy hahoako akory izany (Je n’en ferai aucun cas, cela ne me fera rien) [1.3#9]
12  pourquoi? comment? [1.8]
Haiendriteny 
13  Tsotra :
Kamban-teny 
Lohateny 
Tsanganana sy sary iray takila  17  Ny tambinteny rehetra

Fivaditsoratra  18  ahaona, ahoana, anahao

Nohavaozina tamin' ny 2024/07/30