Teny iditra | 1 nahoana |
Sokajin-teny | 2 tambinteny [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-manontany 1) Ny antony mahatonga zavatra iray: Nahoana no tsy mety maty ny fanahy? 2) Ny antony anaovan-javatra iray: Nahoana no tsy niteny ianao raha nanontanian' ny mpampianatra? |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] see ahoana 5 [1.7] why? |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] pourquoi? |
Ohatra |
7 nahoana izany no tsy tonga aty amintsika ? [2.470] 8 nahoana ianao no mandositra ahy ? [2.471] 9 Valo andro ny ahy no tapaka, hoy izy, ka nahoana no ireto ihany no omenao ahy ? [2.472] |
Mpanahaka | 10 ahoana |
Fivaditsoratra | 11 |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |