|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  manahoana
Fototeny  2  tao
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Teny entina manontany ny fahasalamana ka ampiasaina ho fiarahabana: Manahoana, tompoko ò
5  Entina manontany mandalina, mamototra momba ny toetoetran' ny zavatra iray: Manahoana ny fianarana, r' Ikoto [1.1]

Teny iditra (2/2)6  manahoana
Fototeny  7  ahoana
Sokajin-teny  8  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  9  Be dia be: olona manahoana no nitsena ny Filohan' ny Nosy [1.1]

Fivaditsoratra  10  hamoanana, mahanoana, manahoana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20