|
|
|
|

Teny iditra 1  ahombiasana
Fototeny  2 omby
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  8 quelqu'un qu’on peut égaler ou vaincre, dont on peut obtenir quelque chose, travail dont on peut venir à bout, qu’on peut supporter, qu’on peut satisfaire [1.3#463]
Ohatra  9  Tsy hahombiasanao izy (Vous ne sauriez l’égaler, l'emporter sur lui) [1.3]
10  Tsy hahombiasanao izany raharaha izany (Vous ne pourrez venir à bout de ce travail) [1.3]
11  Tonga amin’ ny nafaliana tsy ahombiasana aho ka manatitra vorontsiloza (J’éprouve une grande joie, une joie que je ne puis satisfaire et je me contente de vous apporter un dindon) [1.3]
Tsipelina hafa  12 ahombiazana
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17