|
|
|
|

Teny iditra 1  ahombiazana
Fototeny  2 omby
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8 quelqu'un qu’on peut égaler ou vaincre, dont on peut obtenir quelque chose, travail dont on peut venir à bout, qu’on peut supporter, qu’on peut satisfaire [1.3#463]
Ohatra  9  Mijoro ho mpanome hevitra azo ahombiazana izy amin’izay [4.27]
10  Hita avy hatrany anefa fa ady tsy ahombiazana ilay natao [2.472]
11  ahombiazana amin’ ny zavatra rehetra ilaina io iehilahy io (On peut obtenir de cet homme tout ce dont on a besoin) [1.3]
12  Tsy ahombiazanao izany fahoriana izany (Vous ne pourrez supporter ces souffrances) [1.3]
Tsipelina hafa  13 ahombiasana
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe ahombiazana
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/07/17