|
|
|
|

Teny iditra 1  ahotsaka
Fototeny  2 hotsaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Alona, atsoboka, aroboka ao anaty rano [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 à tremper dans, à imbiber dans [1.3]
Ohatra  10  Mihabe vava ny hady an-tanàna ka izay tsy ahotsaky ny oram-pahavaratra, tsy hain' ny fandrotrarana tanana sy hafenina intsony. [2.470#117]

Fivaditsoratra  ahotsaka, 11 akatsaho, 12 sahotaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19