|
|
|
|

Teny iditra 1  ajaka
Fototeny  2 jaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Atolotra, atao jaka na fanomezana amin' ny Fandroana: Inona no hajakanao ny ray aman-dreninao amin' ito? [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19