|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  jaka
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  22 Nofon-kenan' ny omby novonoina tamin' ny andro fandroana ka nifanateran' ny mpianakavy ho famantarana sy fahatsiarovam-pihavanana
23 Vola natao solon' izany
24 Fanomezana [1.1]
25 [Sihanaka] haja omena ny ray aman-dreny, fanomezana isam-pety [1.78]
Fikambanana  26  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny hoe jaka
Ohabolana  27  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 28  jaka
Sokajin-teny  29  anarana
Fanazavàna teny malagasy  30 [Tanala] teny, fiteny [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21