|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  ajanony
Fototeny  2 janona
Sokajin-teny  3  filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ajanona [Fitanisana]
Ohatra  4  ajanony tsy hianatra intsony ity zanakao ity fa efa lehibe nefa tsy manan-tsaina [1.1]

Teny iditra (2/2) 5  ajanony
Fototeny  6 janona
Sokajin-teny  7  matoantenin' ny iharana ajanona sy mpisolo
Ohatra  8  Najanony ny fiarakodia kely 2 CV nitondra ahy. [2.356#178]

Fivaditsoratra  ajanony, 9 anjanoy, 10 Anjoany, 11 aonjina

Nohavaozina tamin' ny 2026/10/06