|
|
|
|

Teny iditra 1  ajanona
Fototeny  2 janona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Aato, tsy tohizina: Najanona ny fanaovan-trano fa lany ny vola
9 Tsy avala hanohy ny dia: Najanon' ny mpamily teny antenatena lalamaizahay
10 Avala: Najanony teto ny zanany fa lasa izy
11 Apetraka: Ajanony tsy hianatra intsony ity zanakao ity fa efa lehibe nefa tsy manan-tsaina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12 to be stopped [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13 qu'on arrête, qu'on interrompt; [1.8]
Ohatra  14  sy izay fomba ny olom-belona tsy azo ajanona, ka tsy maintsy ho vidiny; [2.59#]
15  Raha vizana izy dia manao ranotsilany, ka ajanona ny tanana, fa ny tongotra ihany no mitsipaka. [1.437#]
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  ajanona, 17 anjoana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21