|
|
|
|

Teny iditra 1  akisaka
Fototeny  2 kisaka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Afindra toerana tsy lavitra: Nakisany fotsiny ilay vato dia lasa izy, fa tsy navariny any an-kady ~ Akisaho ny sezanao fa tsy mahita aho [1.1]

Fivaditsoratra  9 akasika, akisaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19