Teny iditra | 1 akoho vorombato |
Singan-teny | 2 akoho, vorombato |
Sokajin-teny | 3 kambanteny |
Voambolana |
4 Haibiby: vorona |
Fanazavàna teny anglisy |
5 fowl resembling the akoho vazaha, but with a small beak. [1.2] |
Ohatra |
6 Fa ny akoholahy malaza fahiny dia ny akoholahy vorombato, dia ilay fohy vavadonga vaventy. [1.437#] |
Ohabolana | 7 Ohabolana misy io teny akoho vorombato io |
Nohavaozina tamin' ny 2023/02/02 |