| Teny iditra | 1 akopaka |
| Fototeny | 2 kopaka |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
| Haiendriteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
8 Hetsiketsehina: Akopahy ny tsihy fa be vovoka
9 Ahofahofa: Akopaky ny rivotra ny sain eny an-tampon' i Manjakamiadana 10 Asaina mihodina: Akopaky ny rivotra ny varavarana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11 to be flapped, as wings; to be waved
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12 qu'on agite, qu'on secoue (comme les ailes d'un oiseau ou comme un mouchoir)
[1.8] |
| Ohatra |
13 hoy Raozy, nefa nakopany ihany ilay lamba.
[2.499#99]
14 akopaka sy faohina izy daholo; [2.48#262] |
| Fivaditsoratra | 15 akapoka, akopaka, 16 kapaoka, 17 kapoaka |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19 |
|