|
|
|
|

Teny iditra1  akora tampom-pana
Singan-teny  2  akora, tampona, fana
Sokajin-teny  3  kambanteny
Voambolana  4  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
5  Haibolantany
Fanazavàna teny malagasy  6  sosona madity sy mangotraka ao anatin'ny bolantany mivaingana ho vato rehefa mivoaka ety ivelany [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  7  magma [1.13]

Nohavaozina tamin' ny 2024/08/13