|
|
|
|

Teny iditra1  alahatra
Fototeny  2  lahatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Atao milahatra apetraka manaraka tsipika mahitsy: Alaharo tsara ireo mpianatra ireo
Atao mirindra tsara: Tsy nisy nivaona ny teny nalahany
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to be arranged; to be delivered (of a speech); to be set (of type).
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3] à arranger, à mettre en ordre, qu'on range, qu'on aligne, qu'on dispose, qu'on compose, qu'on prononce: Tsy misykiany ny teny nalahany (Le discours qu'il a prononcé est sans défaut)
7  [1.8] qu'on arrange, qu'on prononce (se dit d'un discours); qu'on compose (imprimerie).
Ohatra  8  Raha alahatra ny tantara dia toy izao no fitohiny: [1.38]
9  alahatra manodidina ny karangana ka lazaina fa omby ilay valala maitso voatango, ary toandro kely no mimamà mampitrena azy. [2.470]
10  ataony eo ambonin'ny latabatra madio ny mofo alahatra; [2.996]
Haiendriteny 
11  Ny ankehitriny :
12  Ny lasa :
13  Ny hoavy :
14  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny alahatra io

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/08