Teny iditra (1/2) | 1 alikalika |
Fototeny | 2 alika |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fisehoana ho sarotsarotiny, miangentsangentsana, mitsingintsingina |
Sampanteny |
|
Tovy hevitra | 10 alika |
Teny iditra (2/2) | 11 alikalika |
Fototeny | 12 alika |
Sokajin-teny | 13 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] Dongadonga, botrabotra (fampiasa amin' ny zazakely) |
Ohatra |
15 alikalika kely amin' ny fihetsiny sy mahafatifaty aoka izany amin' ny endriny monamonany ilay bitika amin' izay. [2.470#] |
Fivaditsoratra | 16 alikalika, kilailaka |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/08 |