|
|
|
|

Teny iditra1  alin-tsara
Fototeny  2  alina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Alina farany amin' ny fankalazana ny hasoavana, izay lanina amin' ny hira sy dihy; miari-tory daholo ny olona rehetra ary fadina ny firaisana ara-nofo [Tambahoaka] [1.1]

Fivaditsoratra  5  alin-tsara, salanitra

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31