|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  aloa
Fototeny  2 loa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Zavatra efa nohanina avoaka amin' ny vava indray: Naloan' ny marary ny sakafo nohaniny anikeheo
9 Efaina (vola): Azonao aloa tsikelikely ny vidin' itỳ bisikileta itỳ raha tianao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be vomited; to be paid [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 qu'on vomit; qu'on paie [1.8]
Ohatra  12  aloa ny vidiny na atao kaonty. [1.236#antananarivomiantsena]
13  Arakaraka ny halavan'ny resaka no mahabe ny vola aloa. [2.117#]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny hoe aloa
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 16  aloa
Sokajin-teny  17  anarana
Fanazavàna teny malagasy  18 [Betsileo] moka [1.78]
Voambolana  19  Haibiby: tsy manan-kazon-damosina
Tovy hevitra  20 aloe

Fivaditsoratra  21 alao, aloa, 22 aola

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22