|
|
|
|

Teny iditra 1  aloatra
Fototeny  2 loatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Avoaka avy anaty zavatra: Vary fotsy mifatsifatsy no naloatran' i neny avy ao anaty vilany [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 ce dont on se sert pour tirer le contenu d'une marmite [1.3]
Ohatra  10  Nampisotroina rano matetitetika i Manana, nefa izay nomena azy, toa naloany daholo. [2.472#95]

Fivaditsoratra  11 alaotra, Alaotra, aloatra

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19