|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ama-
Sokajin-teny  2  endritenin' ny hoe amana
Ohatra  3  [2.69#271] mamoiza ô ny tany ama-monina!
4  [2.558] Malemy ama-mandry fa sarotra ama-mifoha toa fasika
5  [2.558] Tsara zanaka, ka afa-tondro-maso ary tsy mandry ama-nenina

Teny iditra (2/2)6  Ama
Sokajin-teny  7  anaran-tsamirery (ara-baiboly) [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  8  [2.996] Ammah
Fanazavàna teny frantsay  9  [2.996] Amma
Voambolana  10  Soratra Masina
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  11  Toko sy andininy momba Ama

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/21