|
|
|
|

Teny iditra 1  amarinana
Fototeny  2 varina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny fameno
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Ohatra  8  Atsy avaratra atsy
misy vato roa mitsatsika
ka hoy ny bodo hoy ny adala
tari-damban-dRasoamaromaka
ka ny ranomaso hono no ravolakizo
ka raha tsy ny olon-tiana tsy amarinana azy
[2.131]

Fivaditsoratra  amarinana, 9 amiranana, 10 mañairaña, 11 manaraina, mañaraina

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/19