Teny iditra | 1 ambadik' Imanareza |
Singan-teny | 2 ambadika, Imanareza |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] jereo ambadiky Imanareza |
Ohatra |
5 Ny tany ambadikin' i Manareza no resahan'ialahy! [2.944#] 6 Dia nanakoako iny kabary tany ambadik'i Manareza iny, orimbato makadiry. [2.298#] 7 sy Rasoherimanjaka izao, ambadikimanareza izany, ka raha misy manetsika izany, indrindra ka manetsika ny teny vita amin' izao anjakako izao, dia sazina ariary 100 [1.123#] 8 Ireny rehetra ireny dia efa nalevina in-jato mandifotr' olona, nariana any ambadik' i Manareza, ary lasa any amin' ny tany maizina. [2.346#32] |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |