|
|
|
|

Teny iditra1  ambadiky Imanareza
Singan-teny  2  ambadika, Imanareza
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1]
5  [tany ambadik' Imanareza] enti-milaza zavatra nitranga efa ela dia ela ka tsy hita izay hiraharahana azy intsony
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#798]
7  [ambadik' Imanareza] convention ancienne, règlement de vieille date qu'il faut suivre
Ohatra  8  any ambadik'i Manareza, izany hoe raharaha efa ela tsy hetsehina intsony. [2.298]
9  Noho izany dia ataon' ny olona sasany ho farasisa tavela avy tamin' ny fanompoana andriamanitra maro tany ambadik' imanareza izy [1.38]
10  Koa amin-dRazakalambo Mpanefy sy Ratavy, dia resy, famanetsikia ny teny vita, ambadiky Imanareza, koa dia atao gadralava mandrapahafatiny aterina any Antsirabe. [2.784]
Tsipelina hafa  11  ambadikimanareza

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12