|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  ambany andrefana
Sokajin-teny  2  kambanteny
Ohatra  3  Jeffreys natao lohatrano tao ambany andrefana [2.649#74]
4  Ato ambany andrefana no misy mamba masiaka lehibe. Ivoaimena no anarany, ka laniny avokoa izay zavatra mandalo ao na olona na omby [2.246]
5  Mimenomenona amin'ny fahatapahan'ny rano eny amin'ny "borne fontaine" ny mponina etsy ambany andrefana eny Ivandry [MaTV]
Singan-teny  6  ambany, andrefana

Teny iditra (2/2)7  Ambany Andrefana
Sokajin-teny  8  anaran-tsamirery (haitoetany)
Ohatra  9  Depuis le 18 mai, le « Parc et Jardin Analamahitsy » dans le quartier d’Analamahitsy Ambany Andrefana dans le Ve Arrondissement de la commune urbaine d’Antananarivo, est devenu un lieu de rendez-vous hebdomadaire pour les accrocs de combat de coqs [4.12]
Tsanganana sy sary iray takila  10  Fitanisana

Fivaditsoratra  11  Ambany Andrefana, ambany andrefana, Ambany Andrefana, ambany andrefana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01