|
|
|
|

Teny iditra 1  andrefana
Sokajin-teny  2  anarana
Haiendriteny 
3  Tsotra :
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Tambinteny :
Fanazavàna teny malagasy  6 Ny lafin' ny vodilanitra ilentehan' ny masoandro (mifanohitra aminy: atsinanana) [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 the west [1.2, 1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 ouest [1.3#40, 1.8]
Ohatra  9  Atsy andrefana atsy misy hazo madinidini-dravina; [2.857#]
10  Nanaraka arabe hatrany ny Anglisy avy any andrefana. [2.472#]
Voambolana  11  Toerana
Tohi-kevitra  12 atsinanana
Renianarana 
Anarana iray reny 
Fikambanana  17  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 6 misy ny teny hoe andrefana
Ohabolana  18  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  andrefana, 19 fanderana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21