Teny iditra | ambany saoka | ||
Singan-teny | ambany ; saoka | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza olona manaraka fianarana na miara-miaina amin' ny hendry, ka tonga hendry koa [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | (lit. under his chin), under the authority or protection of [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | (lit. sous le menton), sous l'autorité ou la protection de; être disciple de [1.8] | ||
Tovy hevitra | ambany saokan' ny hendry | ||
Kamban-teny |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny ambany saoka io | ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01 |