Teny iditra | ambany saokan' ny hendry | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza olona manaraka fianarana na miara-miaina amin' ny hendry, ka tonga hendry koa [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | (lit. under his chin), under the authority or protection of [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | (lit. sous le menton), sous l'autorité ou la protection de; être disciple de [1.8] | |
Tovy hevitra | ambany saoka | |
Singan-teny | ambany saoka ; hendry | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |
![]() |