Teny iditra | 1 ambarasaha |
Singan-teny | 2 ambara, saha |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Zavamaniry ahazoana loko vony fitentenana [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [saha, a field.] Something used for besmearing the face. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 Nom de plusieurs végétaux à partir desquels on préparait des teintures jaunes, mais qui n'ont pas de rapport botanique. Ce sont surtout : [Betsimisaraka]
7 Burasaia madagascariensis DC. (Ménispermaceae). Racines tinctoriales (voir aussi ambarakasa). 8 Hypericum lanceolatum Lam. (Hypericaceae). Nom malgache signalé anciennement par Chapelier (1803), Bojer (1820) etc. 9 Pittosporum pachylobum Tul. (Pittosporaceae). [1.196] |
Ohatra |
10 ka mitentina ambarasaha. [2.69#] |
Voambolana |
11 Haizavamaniry: ahitra |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/12/08 |