|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  saha
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Anarana :
Voambolana  4  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Fanazavàna teny malagasy  5  tany lemaka [Bara] [1.78]
6  lohasaha, tany lemaka [Sihanaka] [1.78]
7  lohasaha
8  tanimboly [Tanala] [1.78]
9  Tany malalaka tsy misy ala na tanàna fa saika fambolena fotsiny (mitovy amin' ny "ambanivohitra" izy amin' ity hevitra ity)
10  Mahafinaritra fa tsara rivotra ny mipetraka any an-tsaha
11  Tany voavoly somary lehibebe izay saika matetika voafaritra; tanimboly:
12  Kisolosolo tsara ny saham-boalobokay
13  Hatreto no ho miantsinanana no misy ny sahanay [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  14  the country, out of town; an orchard [1.2#536]
15  valley; a field, a garden; the country [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  16  vallée; champ; jardin; la campagne [1.8]
Ohatra  17  Ny fandriana amin' ny alina dia lapa be eo an-tsisin' ny saha. [2.472#172]
Haiendriteny 
18  Tsotra :
19  Tovonana :
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Ohabolana  32  Ohabolana misy io teny saha io

Teny iditra (2/3)33  saha
Sokajin-teny  34  anarana
Voambolana  35  Haitoetany: (amin' ny ankapobeny)
Fanazavàna teny malagasy  36  renirano [Taisaka] [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  37  used for renirano [Provincial] [1.2#536]

Teny iditra (3/3)38  saha
Sokajin-teny  39  anarana
Fanazavàna teny malagasy  40  ozona, ompa [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  41  insulte [1.3#557]

Fivaditsoratra  42  hasa, saha

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/12