|
|
|
|

Teny iditra1  Ambatobevanja
Singan-teny  2  vato, be, vanja
Sokajin-teny  3  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Ohatra  4  Ny zanak' Ambatobevanja, Re lahy! [2.69]
5  Teny izy no nitoetra nandritra ny taona vitsivitsy nianarany tao Ambatobevanja. [2.356]
6  Fa nifanila trano izy mirahalahy ireo ao Ambatobevanja, Ralaiarivony, ao aminy efitra avaratra, ambany sy ambony [2.59]

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10