Teny iditra | 1 ambentin-teny |
Singan-teny | 2 venty, teny |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fotopototry ny teny lazaina ka averimberina matetika: Ny fandriampahalemana no ambentin-tenin' ilay mpikabary |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] [venty, substance, teny, word.] A by-word. 6 [1.7] the subject of gossip, the talk of the town |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3] qu'on redit, qu'on a toujours sur les lèvres 8 [1.8] qu'on répète ou raconte partout |
Ohatra |
9 "Tsy amidy tsy atakalo", izay ihany no ambentin-tenin' ireny. [2.472#153] 10 [2.996] 11 Hevitra telo no ambentin-tenin' ny Antoko sy ny gazety mpanohana azy dia ireto : fahaleovantena, famotsoran-keloka faobe ho an' ny mpigadra politika, firaisana. [2.113#85] |
Ohabolana | 12 Ohabolana misy io teny ambentin-teny io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26 |
![]() |