Teny iditra (1/2) | 1 ambivitra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Voambolana |
3 Kilalao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Anarana kilalao fanaon' ny ankizy ka izay resy sintonina na vivitina ny sofiny [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 pulling of the ears in play; "having a pig by the ear." See vivitra. [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 jeu dans lequel on tire les oreilles du vaincu [1.3] |
Tsipelina hafa | 7 ankambivitra |
Teny iditra (2/2) | 8 ambivitra |
Fototeny | 9 any |
Sokajin-teny | 10 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
11 Kely dia kely sisa tsy...: Ambivitra no tsy nianjeran' ilay fiarakodia tany anaty hady 12 Ambavahoana, efa akaiky ny ho faty: Efa ambivitra ny ain' itỳ olona maratra itỳ [1.1] |
Tovy hevitra | 13 avivitra |
Kamban-teny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |