|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  avivitra
Fototeny  2 vivitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Entina mamivitra, mandroritra olona na zavatra amin' ny sofiny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  9 avec quoi on tire en pinçant, on tiraille, on soulève, on tracasse [1.3]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 3 misy ny teny hoe avivitra

Teny iditra (2/2) 11  avivitra
Fototeny  12 vivitra
Sokajin-teny  13  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  14 Antomotra, antsisiny kely, amorony [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  15 Near, on the very edge, at the verge; almost come, used of a specified time. [1.2]
Tsipelina hafa  16 ambivitra

Fivaditsoratra  avivitra, 17 vary tavy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22