Teny iditra (1/2) | 1 amboadia |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.2] [dia, wild.] A dog run wild. 4 [1.7] a wild dog; a wolf |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] chien sauvage; loup |
Ohatra |
6 [2.5] Ary niara-nisotro teo an-doharano ny amboadia sy ny zanak' ondry, sady niara-niriaria teny amoron-ony ny ombimanga sy ny tokandia. |
Voambolana |
7 Haibiby: mampinono |
Singan-teny | 8 amboa, dia |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 10 Ohabolana misy io teny amboadia io |
Lahatsoratra |
11 Randzavola: amboadia ao amin' ny Baiboly |
Teny iditra (2/2) | 12 amboadia |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.78] [Betsimisaraka]
kilalaon'ny ankizy (misy manao reny miaro ny zanany marobe ka ny iray kosa manao ambodia masiaka) |
Voambolana |
15 Kilalao |
Singan-teny | 16 amboa, dia |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/25 |
![]() |