Teny iditra | 1 amboafotsikely |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Karazan-javamaniry izay mihorongorona raha vao voakasika |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.196] (de amboa = le chien, fotsy = blanc et kely = petit ; "le petit chien blanc" ; évoque un petit animal craintif et frémissant). Nom de la "sensitive", Mimosa pudica L. (Mimosaceae), qui replie ses folioles dès qu'on la touche. [Sihanaka]
|
Voambolana |
5 Haizavamaniry: ahitra |
Singan-teny | 6 amboa, fotsy, kely |
Mpanahaka | 7 mihoronkorona, modimodia, kelimanjakalanitra, amboafotsitenda |
Anarana ara-tsiansa |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |